Entrée | viravirao > viraviraina (viravira) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako! Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona? Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be rent, to be torn asunder [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on déchire, qu'on tiraille [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||