|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 very rerika |
| Singan-teny | 2 very, 3 rerika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|