|
|
|
|

Teny iditra1  very haja
Singan-teny  2 very, 3 haja
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boròka, afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona, afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08