|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 verimaso |
| Singan-teny | 2 very, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona
[2.314] 6 Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: 7 Manao verimaso [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[very maso]
8 action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie
[1.3] |
| Ohatra |
9 Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela.
[1.298]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|