|
|
|
|

Teny iditra1  velon-dreny
Singan-teny  2 velona, 3 reny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 whose mother is living. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont la mère est encore vivante. [1.8]
Ohatra  7  Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano [2.436#30]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  9  velondray
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02