|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 velarana |
| Fototeny | 2 velatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have something spread or unrolled on it
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pour qui on déploie, là où l'on étend
[1.3] 7 sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8] |
| Ohatra |
8 Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany.
[2.470]
9 Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 velarana |
| Fototeny | 15 velatra |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 aire, surface, superficie
[1.13] |
| Voambolana | 18 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 28 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|