|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy"
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Femme entretenue, maîtresse
[1.3] |
| Ohatra |
5 tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra? [2.131] |
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 vazo |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Chanson, romance, chansonnette, complainte
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | vazo, 21 voza, 22 zavo, 23 zova |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|