|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 provisions for a journey
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 provision de voyage
[1.8] 6 provision [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 Vastì, 27 Vasty, vatsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|