|
|
|
|

Teny iditra1 vatomanga
Singan-teny  2vato, 3manga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-batosoa manga mahafinaritra ny lokony [1.1]
Ohatra  6 Ny kavina dia kavim-boahangy, kavina vatomanga na maitso, dia somotraviavy, fa ny kavin-tsotra no ankabeazany. [1.437#]

Fivaditsoratra  7 tavomanga, 8 vatomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12