|
|
|
|

Teny iditra1  vatomanga
Singan-teny  2 vato, 3 manga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-batosoa manga mahafinaritra ny lokony. [1.1]
Ohatra  6  Ny kavina dia kavim-boahangy, kavina vatomanga na maitso, dia somotraviavy, fa ny kavin-tsotra no ankabeazany. [1.437#]

Fivaditsoratra  7 tavomanga, 8 vatomanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12