| Entrée | 1 vary misy ro ka haronina |
| Mots élémentaires | 2 vary, 3 misy, 4 ro, 5 ka, 6 haronina |
| Partie du discours | 7 locution |
| Explications en malgache |
8 enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|