Entrée | varotra tsy miverim-bodiondry | |
Mots élémentaires | varotra ; tsy ; miverina ; vodiondry | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Varotra entana nanomezana vola mialoha ho fandraiketam-barotra, ka raha tahiny tsy raikitra ny varotra any aoriana, dia lany maina iny vola iny fa tsy averin' ilay olona tompon' entana intsony [1.1] | |
Mis à jour le 2023/05/23 |