| Entrée | 1 varivariana |
| Radical | 2 variana |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 [duplicatif] [1.3#814] |
| Exemples |
6 Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana.
[1.437#]
7 Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana. [2.529#] 8 Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy. [2.588#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|