|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vankona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a carpenter's plane; cf. rabao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rabot; cf. rabao [1.8]
Ohatra  6  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  20 rabao
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)22  Vankona
Zana-dohateny  23  Ny rafitry ny teny
Singan-teny  24 vankona
Sokajin-teny  25  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  26 DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire
Mpanonta printy  1971. Haavony: 22cm. Ambainy: 14cm. Takila: 63.
Lahatsoratra  28 

Fivaditsoratra  Vankona, vankona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08