|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  valo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 eight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 huit [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  19 8
20 VIII [3.1]
Ohatra  21  Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [2.471#63]
22  Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [2.470#151]
23  Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [2.5]
Voambolana  24  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how valo
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny isa
28  Fifanampiana
29  Fampitomboana
Lahatsoratra  30 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/3) 31  valo
Sokajin-teny  32  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  40 fiovana ho tsara, baboka, fifonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41 changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser [1.3]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how valo

Teny iditra (3/3) 43  valo
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes :
  • (tanosy) Dombeya anakaensis Arènes ; réf. Service Forestier 4516 ; et Dombeya danguyi Hochr. (Malvaceae). Un humoriste donne aussi ce nom à Neuropeltis sp. (Convolvulaceae), liane dont les tiges n'ont aucune solidité.
  • (Tsimihety) Dombeya ambalabeensis Arènes, réf. Service Forestier 4548 ; et Dombeya laurifolia (Bojer) Baill., d'après d'Alleizette 1272.
Voir aussi les dérivés que nous énumérons. [1.196]
Voambolana  46  Haizavamaniry
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how valo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  59 lavo, 60 lova, valo, 61 vola

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21