Entrée valandotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1]
Explications en français L'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3]
Dérivés 

Entrée valandotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1]
Explications en français échelle graphique [1.13]
Synonymes mari-drefy

Mis à jour le 2020/07/31