|
|
|
|

Teny iditra1  vaky feo
Singan-teny  2 vaky, 3 feo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony; ny sakan-jazalahy eo amin' ny fahamaotiana izay manomboka ho be feo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont la voix mue, dont la voix devient rauque. [1.3]
Voambolana  7  Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 fievoka, 9 vaky feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12