|
|
|
|

Entrée1  vaky barara
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  vaky, barara
Explications en malgache  4  [1.1] voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
Jereo bantsilana
Explications en anglais  5  [1.7] confounded by the evidence
Explications en français  6  [1.8] mis à découvert
Exemples  7  [2.587] vaky barara ny laingany!
8  [2.470] Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra.

Anagrammes  9  vakibarara, vaky barara

Mis à jour le 2025/07/29