|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vahana |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany
5 alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina 6 esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly 7 tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt
[1.3] |
| Ohatra |
9 Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention)
[1.3]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 vahana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 les dimensions du corps, des troncs d'arbre
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 havana, vahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|