|
|
|
|

Teny iditra1  vady kely
Singan-teny  2 vady, 3 kely
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny vady farany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a junior or youngest wife of a polygamist. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 la dernière femme épousée par un polygame. [1.3]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02