|
|
|
|

Teny iditra1  vady fady
Singan-teny  2 vady, 3 fady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy tokony hivady nefa mivady ihany, toy ny zanak' olo-mpirahavavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a female servant taken as a wife, the marriage of the children of two sisters [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui sont comme soeur et frère, avec qui on ne peut se marier, comme un esclave [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12