Entrée vadintany
Mots élémentaires vady ; tany
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin' ny vahoaka ary hitsara ny ady tsy vita teo amin' ny fokonolona na teo amin' ny tompomenakely
Ankehitriny kosa, ny vadintany dia olona vita fianianana manana andraikitra hampanatanteraka ny didimpitsarana efa nivoaka [1.1]
 Olona nomena fahefana hampanatanteraka ny didim-pitsarana navoaka [1.13]
Explications en anglais The name given to officers through whom all government business is communicated to the districts where they reside [1.2]
Explications en français [ vadin-tany ] Commissionnaire, envoyé, agent remplissant les fonctions d'huissier, portant dans les districts les ordres du gouvernement [1.3]
 Huissier [1.13]
Exemples Dia nalai' ny vadintany eroa Vonizongo izy, dia hoy ny faka ny vadintany: [2.48]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/17