|
|
|
|

Teny iditra1 utilissima    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Manihot utilissima  4amanga, 5ambazaha, 6avolona, 7balafanajaha, 8balafanapaka, 9balahazo, 10barara, 11belahazo, 12bononòka, 13felimahogo, 14hogo, 15kajaha, 16kazaha, 17mahogo, 18mangahazo, 19matreoka, 20mbalahazo, 21mbazaha, 22mohogo, 23ovihazo, 24rompotra, 25tsiveritelo, 26tsoritsoriny, 27vihazo, 28vomangahazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28