Entrée (Teny iditra) unesco > UNESCO
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom (acronyme) (anarana (fanafohezanteny))
Traduction malgache (Dikanteny malagasy)   Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [Rabenjamina: Triotrio]
Vocabulaire (Voambolana)  
Voyez (Jereo)  

Mis à jour le 2010/06/30
Formulaire pour nous envoyer des commentaires