Entrée tsy toko tsy forohana
Mots élémentaires toko ; tsy ; forohana
Partie du discours locution
Explications en malgache Mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
B) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa) [1.1]
Explications en anglais An enormous sum of money [1.7]
 Une énorme somme d'argent; beaucoup [1.7]

Mis à jour le 2023/06/05