Entrée tsy miteny tsy mivolana (tsy, teny, volana)
Partie du discours locution
Définition malgache miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [Rajemisa 1985]
Analogues  tsy mahateny tsy mahavolana
Exemples 
1Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [Rajohanesa: Kintana]
2Tsy niteny tsy nivolana I Katy [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [Baiboly: 7:018:009/Mpitsara 18:9..]

Mis à jour le 2020/07/31