Entrée tsy miteny (tsy, teny)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31