Entrée tsy marary tsy mari-koditra (tsy, rary, marika, hoditra)
Partie du discours locution
Définition malgache salama tsara tsy misy aretina na kely aza [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Tsy marary tsy marikoditra ny zanany [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2aza marary aza marikoditra [Fox: Hainteny]

Mis à jour le 2020/07/31