|
|
|
|

Teny iditra1 tsy mahomby
Singan-teny  2tsy, 3mahomby
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Ohatra  6 tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
7 tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
8 tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12