|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mahomby |
| Singan-teny | 2tsy, 3mahomby |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1] |
| Ohatra |
6 tsy mahomby miasa tany izy
[1.1]
7 tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1] 8 tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|