| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
tsymahavitatena > tsy mahavita tena (tsy, vita, tena) |
| Partie du discours (Sokajin-teny) | expression (fomba fiteny) | |
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Ilazana ireo zavamiaina mivelona amin'ny raha ôrganika [SLP 1986] | |
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Hétérotrophe [SLP 1986] | |
| Vocabulaire (Voambolana) | Botanique: (en général) (Haizavamaniry: (amin' ny ankapobeny)) Zoologie: (en général) (Haibiby: (amin' ny ankapobeny)) | |
| Mis à jour le 2012/02/15 |
|