|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mahalala lahy
Singan-teny  2 tsy, 3 mahalala, 4 lahy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny zazavavy mbola tsy mahafantatra ny filan' ny nofo teo amin' ny firaisana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12