|
|
|
|

Teny iditra1  tsy laitra
Singan-teny  2 tsy, 3 laitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mafy, tsy azo toherina, tsy zaka, tsy telina: Tsy laitra ny ngidin' ny fahoriana ~ Tsy laitra andrahoina (tsy mety malemy raha andrahoina fa mafy foana). [1.1]
Tsipelina hafa  6 tsilaitra

Fivaditsoratra  7 tsilaitra, 8 tsy laitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11