|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hitahita akory |
| Singan-teny | 2tsy ... akory, 3hitahita |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina [1.1] |
| Ohatra |
6 Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony.
[2.470#125]
7 Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|