|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 TsyCoolKoly |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 cool, 4 koly |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ny tetikasa TsyCoolKoly dia miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara.
7 Mifantoka amin’ireo endrika isehoan’ny kolikoly izay mahakasika ny besinimaro eo amin’ny fiainany andavanandro, ny tetikasa ary miantso ny olom-pirenena hitatitra izay nihatra taminy. [5.mg.http://www.tsycoolkoly.org] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Le projet TsyCoolKoly (TCK) a été initié avec pour objectif de contribuer à la lutte contre la corruption à Madagascar.
9 Le projet incite les citoyens à témoigner des cas de corruption dont ils sont victimes au quotidien, mais aussi lorsqu’ils ont rencontré des agents intègres. [5.fr.http://www.tsycoolkoly.org] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|