|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ampy ra
Singan-teny  2 tsy, 3 ampy, 4 ra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1]
Tovy hevitra  7 kely ra, lany ra

Fivaditsoratra  8 miparatsy, 9 tampasiry, tsy ampy ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12