|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsotsotra |
| Fototeny | 2 tsotra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif]
[1.3#796] |
| Ohatra |
5 Efitrano tsotsotra ny lakilasy.
[2.117#105]
6 Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332#8] 7 Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643#161] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|