|
|
|
|
Teny iditra
1
tsopitsopy
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Hazavana kely mitsilopy
Maso pahimpabina, manjavona
Fahantrana, fahareradrerahana; fitsilopilopiana.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mitsopitsopy
Matoantenin' ny iharana :
5
atsopitsopy
,
6
atsopitsopio
,
7
tafatsopitsopy
Matoantenin' ny fameno :
8
itsopitsopiana
Anarana :
9
fitsopitsopiana
,
10
fitsopitsopy
,
11
mpitsopitsopy
Mpamaritra :
12
mahatsopitsopy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19