|
|
|
|

Teny iditra1  fitsopitsopiana
Fototeny  2 tsopitsopy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahalefadefahan' ny hazavana: Arakaraka ny fanatonan' ny maraina no anamarihana ny fitsopitsopian' ny kintana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12