| Entrée | 1 tsivohibohitra |
| Radical | 2 vohitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon' ny ankizilahy [1.1] |
| Vocabulaire | 5 Jeu |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|