|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsirirìka
Fototeny  2 tsirirìka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fivalanana miporiatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 diarrhea. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 diarrhée. [1.3, 1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  14  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)15  tsirirìka
Fototeny  16 tsirirìka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fantsitsitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a jet of liquid. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 jet d'un liquide qui coule. [1.3]
21 jet de liquide. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19