|
|
|
|

Teny iditra1 tsipolitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin' ny anantsinahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron' ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 bident [2.415#682]
5 fleurs et graines de l'anantsinahy ou Bidens bipinnata [1.3]
6 (de folitra : ce qui adhère fortement, comme la glu ; allusion aux graines adhésives). Nom donné aux graines qui adhèrent fortement aux vêtements, aux toisons des animaux, et par extension aux plantes qui les produisent. Surtout :
Bidens pilosa L. et Bidens bipinnata L. (Asteraceae) [Merina, Betsileo]
Achyranthes aspera L. (Amaranthaceae). Les feuilles fraîches mâchées sont souvent appliquées sur les plaies comme hémostatiques. Les jeunes pousses feuillées sont consommées comme « brèdes » (plantes potagères), mais on les désigne le plus souvent alors sous un autre nom. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  7 ny ravin-kazo, mihaon-tendro ny tsipolitra. [2.69#]
Voambolana  8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  9tsipolobazaha
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02