Entrée | 1 tsipikely |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha [1.1] |
Explications en français |
4 [tsipy kely]
petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin [1.3] |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |