| Entrée | 1 tsiny amam-pondro |
| Mots élémentaires | 2 tsiny, 3 amana, 4 fondro |
| Partie du discours | 5 locution |
| Exemples |
6 Andriamanitra tsy azo omen-tsiny amam-pondro
[2.285#159]
7 Aminy no iantefan' ny tsiny amam-pondro na dia tsy fidiny aminy aza ny fahakambotiany [2.470#78] 8 fa raha afaka izay tsiny amam-pondro, ny arahaba amin' izay hasina hatao, trarantitra, aza marofy hianao [2.654] |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|