|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsinjo voron' i Mazoto |
| Singan-teny | 2 tsinjo, 3 vorona, 4 mazoto |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ireo mikendrikendry na mijerijery lavitra fotsiny raha misy haza tetehina ho azo; kanefa nony misy mahazo, manantena ny hiombona amin' ilay nahazo.
[1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|