|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsinina
Fototeny  2 tsiny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany.
5 Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  kabedesina, 11  kamentsonina, 12  tenenina

Teny iditra (2/2)13  tsinina
Fototeny  14 tsiny
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  16 (Vy) hamafisina, aofana. [1.1]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31