|
|
|
|

Teny iditra1  tsinay homana aty
Singan-teny  2 tsinay, 3 homana, 4 aty
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12