|
|
|
|

Teny iditra1  tsinam-bolana
Singan-teny  2 tsinana, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 volana vaovao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the new moon. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 la nouvelle lune. [1.8]
Ohatra  8  Ka tsy mba misy ao aminy ny mamono roa amin'ny tsinambolana fa amin' ny fandehan' ny masoandro. [1.381#]
Voambolana  9  Haikintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12