|
|
|
|

Teny iditra1  tsihitafototra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin' ny tany izy io fa mitevitevika eny amin' ny sampan' ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin' ny ain' ny ahitra ny fivelomany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de tsi, négation ; hita : action de voir, d'apercevoir ; et fototra : la souche ; on n'en voit pas la souche parce que les rameaux grêles, lianoïdes sont extrêmement enchevêtrés). Nom donné à deux plantes parasites courant sur la végétation qui les entoure :. [Merina, Betsileo, Sakalava]
5 (1) Cassytha filiformis L. (Lauraceae)..
6 (2) Cuscuta chinensis Lam. (Convolvulaceae)..
7 Toutes deux sont considérées comme médicinales. La première fournit des infusions astringentes et diurétiques. La seconde est laxative, employée en cas de constipation.. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Mpanahaka  9  tsyhitafototra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10 tsihitafototra, 11 tsy hita fototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09