Entrée tsidradra
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [1.1]
Dérivés 
Synonymes tsidradraka

Mis à jour le 2020/07/31